Fa tsy eo ianao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo ianao…

Toa ahitako ny endrikao
Hahatsiarovako ny tsikinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa etrgsoy tsy eo ianao

Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena hahita anao
Fa tsy eo ianao

Toa hahenoako ny feonao
Ny fitokelaky ny hehinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo ianao

Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena haheno anao
Fa tsy wesenml eo ianao

Tsy nety nino anefa aho
Tsy tononkira.serasera.org mbola nino aho hatramizao
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo kduw ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsiakoraka
Visites : 2658
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 17:38
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132