Fa tsy eo ianao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo ianao…

Toa ahitako ny endrikao
Hahatsiarovako ny dregs tsikinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo ianao

Nierikerika teny aho
Nitoditodika fxuouq teny aho
Nanantena hahita anao
Fa tsy eo ianao

Toa hahenoako ny feonao
Ny fitokelaky ny hehinao
Izay rehetra ypljwfqt tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo ianao

Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena haheno anao
Fa tsy eo ianao

Tsy nety nino anefa aho
Tsy tononkira.serasera.org mbola nino aho hatramizao
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0589