Fa tsy eo ianao (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo ianao…
Toa ahitako ny endrikao
Hahatsiarovako ny tsikinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika lxvizper teny aho
Nanantena hahita anao
Fa tsy eo ianao
Toa hahenoako tononkira.serasera.org ny feonao
Ny bipvmdo fitokelaky ny hehinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo eyly ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena haheno anao
Fa tsy eo ianao
Tsy nety nino anefa aho
Tsy mbola nino aho hatramizao
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo ianao
Toa ahitako ny endrikao
Hahatsiarovako ny tsikinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika lxvizper teny aho
Nanantena hahita anao
Fa tsy eo ianao
Toa hahenoako tononkira.serasera.org ny feonao
Ny bipvmdo fitokelaky ny hehinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo eyly ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena haheno anao
Fa tsy eo ianao
Tsy nety nino anefa aho
Tsy mbola nino aho hatramizao
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 2578
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/08/2017 17:38
