Tena hafa ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Betsaka ihany no teo anoloako,
Nikasa hiara-dia, hiombona fitia.
Nisy tamin'izy ireo no efa teo anilako,
Saingy rava ihany izany, angamba tsy anjara.
Teo ireo nalefaka nahay nandangolango,
Toa tsara firesaka, niseho tsy nanan-kambo,
Teo koa ireo be fiavy niseho ho lafatra,

Fa tsaroako ho tena hafa, tsy haiko ny hamafa ilay fitia iray,
Tsy ho afaka ao an-tsaiko satria tena lalaiko, tena mamiko indrindra.
Iriko ho mandrakizay ilay fitiavana iray mba hiadanako.
Dia ilay fitiavana ifampizarako aminao.
Teo ireo nalefaka nahay nandangolango,
Tsara firesaka, niseho tsy nanan-kambo,
Teo koa ireo be fiavy niseho vpwgcho ho lafatra,
Saingy rava ihany izany angamba tsy gzhwau anjara.

Dia ilay fitiavana ifampizarako tononkira.serasera.org aminao!!!
Fa tsaroako ho tena hafa indrindra ianao,
Tsy hovoakosoka mihitsy ao anatiko ao,
Ilay fitiavako anao, hatramin'izay ka hatramin'izao,
Ary iriko koa ho mandrakizay !!!!
Ooh ooh, ieee eee
Tsaroako tena hafa, tena mamiko indrindra
Iriko ho mandrakizay, ilay fitiavana iray mba iadanako
Dia ilay fitiavana ifampizarako aminao
Dia ilay fitiavana ifampizarako aminao xjtlba

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 9441
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 27/10/2019 11:43