Raiso e ! (Manjaka) (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alahelo ao am-po, aleo aloha hijanona eo
Ny adiady any koa, adinoy aloha ireo
Aza manamafy loha, na ho kivikivy ianao
Iray ny saina, iray ny fo, aleo tsy cqfps hifandao

Ref. : Raiso e , raiso e , raiso e
          Raha sitrakao.

Koa raha misy mampanahy,
Ny adisoanao teny ho eny
Aza manana ahiahy, ka fafao aloha ireny
tsy anova sanatria, yyvote izay mba fanirinao
Hanamafy ny fitia, ao tononkira.serasera.org am-ponao

Ref.: raiso e , raiso e, raiso e
         raha sitrakao.

Raiso e ( x 8 ekezjmm ) raha sitrakao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AmbondronA
Vangy : 6007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/01/2006 20:07
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125