VAVAKA MIHAMBAHAMBA (SLKAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org VAVAKA MIHAMBAHAMBA

Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, ffvha mibalady, mandray angady
Ka izany ve no mivavaka?

Tsy izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô m ahita tavan I Jesosy Tompo
Raha tsy @ finoana

Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky oijfwlv ny fony mandeha leglisy
Miaraka @ namany no tena vsyts anton-diany
Ka izany ve no mivavaka?

Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLKAF
Vangy : 13143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 08/11/2007 15:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109