Hafa ihany i Bebe (RAOZY GASY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hafa ihany hoa ry sea
       Izany taizan'i Bebe
   Na hafaliana tambitamby
       De tsy laninao izany
   Na sakafo na goûter
      De tsy mampiafy izy anie
    Raha maditra indraindray
      De hanariny mora ihany


   Fiv: Hafa ihany hoa ry sea jbeynq eéee
          Izany taizan'i Bebe e
          Hafa ihany nrvxeg hoa ry sea eee
          Izany taizan'i Bebe

2.Ny faniriko anie ry sea
     Ho ela tononkira.serasera.org velona i Bebe
   Raha tsisy azy mantsy anie
     De banga be ny fiainako e
   O ry Ray ao ambony
     Mba tahio sy arovy
   Iny Renibeako e
ppgadmsi     Mba ho salama foana re

       Fiv: Hafa ihany hoa ry sea .........

         AC: Raozy Gasy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAOZY GASY
Vangy : 52
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raozygasy2
Daty : 19/10/2026 03:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107