Hafa ihany i Bebe (RAOZY GASY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hafa ihany hoa ry sea
Izany taizan'i Bebe
Na hafaliana tambitamby
rpiz De tsy laninao izany
Na sakafo na goûter
De tsy mampiafy izy anie
Raha maditra indraindray
De hanariny mora ihany
ediwxty Fiv: Hafa ihany hoa ry sea eéee
Izany tononkira.serasera.org taizan'i Bebe e
Hafa ihany hoa ry sea eee
Izany taizan'i Bebe
2.Ny faniriko anie ry sea
Ho ela velona i Bebe
Raha tsisy azy mantsy anie
De banga be ny fiainako e
O ry Ray ao ambony
nbvhh Mba tahio sy arovy
Iny Renibeako e
Mba ho salama foana re
Fiv: Hafa ihany hoa ry sea .........
AC: Raozy Gasy
Izany taizan'i Bebe
Na hafaliana tambitamby
rpiz De tsy laninao izany
Na sakafo na goûter
De tsy mampiafy izy anie
Raha maditra indraindray
De hanariny mora ihany
ediwxty Fiv: Hafa ihany hoa ry sea eéee
Izany tononkira.serasera.org taizan'i Bebe e
Hafa ihany hoa ry sea eee
Izany taizan'i Bebe
2.Ny faniriko anie ry sea
Ho ela velona i Bebe
Raha tsisy azy mantsy anie
De banga be ny fiainako e
O ry Ray ao ambony
nbvhh Mba tahio sy arovy
Iny Renibeako e
Mba ho salama foana re
Fiv: Hafa ihany hoa ry sea .........
AC: Raozy Gasy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAOZY GASYVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raozygasy2
Daty : 19/10/2026 03:36
