Ilay endrikao ry Neny (RAOZY GASY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ilay endrikao ry Neny
  rebvffj  Toa tsy afaka ato an-tsaina
  xncnkmva  Ka indro mampitaraina ooo
   Hoe malaelo anao
   Tsy hita izay atao ooo
   Hoe malaelo anao
   Tsy hita izay atao

       Fiv:E ry Neny Malala oo
             Miverena raha azo atao
             Banga ilay toeranao ooo
             E r'ilay tiako indrindra a
             Miverena mody aaa.
             E r'ilay tiako indrindra ooo
           tononkira.serasera.org   Malaelo andry ny aty

2.Mafy taminay anie e
   Ny roa geuqkoup jolay nandananao o
   Nialan'ny ainao ooo
  Ka lasa any ankotra aa
  Tsy ho namanay intsony
  Ka lasa any ankotra aa
  Tsy ho namanay intsony

          Fiv: E ry Neny Malala ooo
                 Miverena raha azo atao
                 Banga ilay toeranao ooo
                 E r'ilay Bakomanga aaa
                 Miverena modia aaa
                 E r'ilay Bakomanga ooo
                 Malahelo andry ny aty

3.Ivavaka ho anao
   Izay no azoko atao
   Isan'andro isan'andro ooo
   Rainay any an-danitra any
   Raiso re ny Reninay ooo
   Mba ho eo anilanao
   Raiso re ny reninay ooo
   Mba ahita anao

        Fiv:......


Mpanoratra ny tonony: Raozy Gasy
Feony: Raozy Gasy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAOZY GASY
Vangy : 14
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Raozygasy2
Daty : 22/10/2026 07:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504