RAOZY GASY
Sary rehetra...
Nampiditra Raozygasy2 10 ora lasa
Hiran'i RAOZY GASY 2 Jereo eto
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Ny tena anarany dia RAZAFINDRAKOTO Soloniaina Franco fantatra amin'ny anarana hoe RAOZY GASY.Mpanao vakodrazana Malagasy izy.Telo mianadahy izy no zanakin'i Ray aman-dReniny ,izy dia lahimatoa...Ny tao 2015 no nanombohany nisahatra tamin'io sehatra io,tao amin'ny Tarika BAKOMANGA izy tamin'izany.Ny taona 2018 no nanangana ny tarika RAOZY GASY. Ary nanomboka teo dia nivelatra sy niha-fanta-daza izy.Tamin'ny hira hoe: "Manina anao,Ilay endrikao ry Neny,Hafa ihany i BebeHevitra momba an'i RAOZY GASY
Mbola tsisy nametraka hevitra
