LANONANA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nafanafana tononkira.serasera.org ny lanonana
Nahafa-po ny fiarahana
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Raha ny vazo mbola hisy foana
F’any aoriana indray isika mihaona
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Fa izahay tsy mba hanadino anao
Ny farahanay vkrgoqd taminao }2x
gbax xogev NJILA
Nahafa-po ny fiarahana
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Raha ny vazo mbola hisy foana
F’any aoriana indray isika mihaona
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Fa izahay tsy mba hanadino anao
Ny farahanay vkrgoqd taminao }2x
gbax xogev NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 4618
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 04/08/2003 06:52
