Ikala adala (Môta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofenoin'i Zanahary zavatra maro jqflzb tsara ny fiainan'ikala
Nomeny harena be dia be, nataony tsy dia ratsy tarehy
Fahendrena tsisy ohatra izany
Mimpirina avy hatrany rehefa misy tsy milamina
Tsy mba maditra na be revy
Sa ve matahotra ny tononkira.serasera.org pqpvrn ho bedy ?
Ho bedin'i dada sy i neny
Matahotra ny kapoka sa ny teny ?
Matahotra ny vava ratsy miainga avy any ?
Valio ny jiolahim-bavy saro-piaro izay manontany !
Ny feo ity efa farina
Satria nivoaka omaly alina
Lanin'ny toaka sy ny zavatra hafa ny hery
Ikala anefa ity matory, ary mitsiky irery
Manonofy, mandamina toa ny zazakely
Ny torimaso ohatran'ny hoe rpwojo ambenan'anjely
Mitomany, malahelo ilay adala
Mba rahoviana izy no ohatrandry r’ikala ?
Manonofy, mandamina toa ny zazakely
Ny torimaso ohatran'ny hoe ambenan'anjely e
Malahelo ary mitomany aho, izaho ilay adala
Mba rahoviana aho no ohatran-dry r’ikala ?
Ohatran-dry r’ikala !
Tonony sy feony : Môta

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MôtaVangy : 2629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/07/2014 22:52