You are here: home > Tononkira > Môta

Sahysahy (Môta)

Mila tsy omby e, mila tsy omby ny ati-dohako
Ny hadalan’Ikoto sy Ikala
Ny hagegen’i Bozy sy Bary
Tsy politika no resahako e
Fa tsika milaza fa tia tanindrazana
Nefa na tezitra na faly e
Dia ny hanimba ihaTsiky dia ampyny no ady eo

Mila tsy omby ny ati-dohako
Ny hadalan’Ikoto sy Ikala
Ny hagegen’i Bozy sy Bary
Nefa iriko raha mba ela velona
Kanefa raha ny toetran-draolombelona e
Dia mbola tiako sy ivavahako
Dia mbola andrianiko sy ireharehahako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Môta
Mpamaky : 1140
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 18/07/2014 00:39:31
ID : 6611

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo