Fa tsy eo ianao (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo ianao…
Toa mnbefxew ahitako ny endrikao
Hahatsiarovako ny tsikinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy fjavmhah anao
Fa tsy eo ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena hahita anao
Fa tsy eo ianao
Toa hahenoako ny feonao
Ny fitokelaky tononkira.serasera.org ny hehinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena haheno anao
Fa tsy eo ianao
Tsy nety nino anefa aho
Tsy mbola nino aho hatramizao
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo vzsoa ianao
Toa mnbefxew ahitako ny endrikao
Hahatsiarovako ny tsikinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy fjavmhah anao
Fa tsy eo ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena hahita anao
Fa tsy eo ianao
Toa hahenoako ny feonao
Ny fitokelaky tononkira.serasera.org ny hehinao
Izay rehetra tazako izao
Toa misy anao
Fa tsy eo ianao
Nierikerika teny aho
Nitoditodika teny aho
Nanantena haheno anao
Fa tsy eo ianao
Tsy nety nino anefa aho
Tsy mbola nino aho hatramizao
Fa tsy eo ianao, fa tsy eo vzsoa ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:38
