Any Ilay Malala (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tlzoldbw Any ambadimbadika any
No misy azy izay
Tsy tazan’ny masoko ety
xgdxxw Any lavidavitra any, ilay malalako izay
Asa raha mbola tena tia
Matetika izahay, no mifanoratra
Mifananatra, mifanorotoro koa
vzeolmh Any andro iray, hiverenany eto indray
Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)
Any ambadimbadika any, no misy azy izay
Tsy tononkira.serasera.org tazan’ny masoko ety
Any lavidavitra any
’LAY MALALAKO izay
Asa raha mbola tena tia
Ray o! ampio izy, tsy hanadino ny aty
Aoka ho tsapany fa, izaho dia tena tia
Oh!, any andro iray, hiverenany eto indray
Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)
No misy azy izay
Tsy tazan’ny masoko ety
xgdxxw Any lavidavitra any, ilay malalako izay
Asa raha mbola tena tia
Matetika izahay, no mifanoratra
Mifananatra, mifanorotoro koa
vzeolmh Any andro iray, hiverenany eto indray
Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)
Any ambadimbadika any, no misy azy izay
Tsy tononkira.serasera.org tazan’ny masoko ety
Any lavidavitra any
’LAY MALALAKO izay
Asa raha mbola tena tia
Ray o! ampio izy, tsy hanadino ny aty
Aoka ho tsapany fa, izaho dia tena tia
Oh!, any andro iray, hiverenany eto indray
Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)
--------
Rohy:
Hevitra
RHvalid
(
02/04/2025 18:48)
Mba omeo io hira io feno azafady mankasitraka indrindra
Princiamalala777
(
20/05/2025 19:42)
Salama tompoko, MBA afaka mahazo MP3 an'ity hiran'ny ity feno vé azafady
hery
(
20/05/2025 21:24)
Azonao alahatra ao amin'ny Radiovazogasy dia andraso fa handeha eo
RHvalid
(
18/03/2026 07:03)
Salama!Raha mba misy manana io rakikira io dia mba mangataka azafady fa misy olana foana rehefa hoe handahatra azy sady tsy mahatratra ilay mandeha eo mihitsy.misaotra!!!
RHvalid
(
16/04/2026 21:00)
Misaotra M. Hery fa nandeha teo tokoa ilay izy ary nahatratra ka afaka nihaino.
hery
(
17/04/2026 22:15)
Misaotra anao
elia83
(
09/08/2026 06:19)
Miarahaba tompoko, afaka mahazo ny contact an'i Mr Hery ve azafady ?. Misaotra mialoha tompoko
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 5522
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/10/2002 15:18
