Any Ilay Malala (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ambadimbadika anyNo misy azy izay
Tsy tazan’ny masoko ety
Any lavidavitra any, ilay malalako izay
Asa raha mbola tena tia
Matetika izahay, no mifanoratra
Mifananatra, mifanorotoro koa
Any andro iray, hiverenany eto indray
Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)
Any ambadimbadika any, no misy azy izay
Tsy tazan’ny masoko ety
Any lavidavitra any
’LAY MALALAKO izay
Asa raha mbola tena tia
Ray o! ampio izy, tsy hanadino ny aty
Aoka ho tsapany fa, izaho dia tena tia
Oh!, any andro iray, hiverenany eto indray
Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)
--------
Link:
Comments
RHvalid
(
02/04/2025 18:48)
Mba omeo io hira io feno azafady mankasitraka indrindra
Princiamalala777
(
20/05/2025 19:42)
Salama tompoko, MBA afaka mahazo MP3 an'ity hiran'ny ity feno vé azafady
hery
(
20/05/2025 21:24)
Azonao alahatra ao amin'ny Radiovazogasy dia andraso fa handeha eo
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TARIKA TSINJOHits : 5008
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 16/10/2002 15:18
