Ny Teninao (Felana Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ikro Tompo ô tsisy toerana azoko aleha
Handosirako tsy ho tratran'ny teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko marjj ao
Anao tanteraka aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka fptd aho
Efa nokasihinao, efa tononkira.serasera.org anao.
Resy e, tena resy lahatra aho
Fa ny Teninao dia tena aina vaovao
Tsy maintsy mandresy e,
Izay rehetra mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho ...
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho...
Anao tanteraka aho...
Handosirako tsy ho tratran'ny teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko marjj ao
Anao tanteraka aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka fptd aho
Efa nokasihinao, efa tononkira.serasera.org anao.
Resy e, tena resy lahatra aho
Fa ny Teninao dia tena aina vaovao
Tsy maintsy mandresy e,
Izay rehetra mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho ...
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho...
Anao tanteraka aho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Felana RasolondraibeVangy : 1650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/02/2022 22:30
