Ny Teninao (Felana Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tsisy toerana azoko aleha
Handosirako tsy ho tratran'ny teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko ao

Anao tanteraka aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka aho
Efa nokasihinao, efa anao.

Resy e, tena resy lahatra aho
Fa ny Teninao dia tena aina vaovao
Tsy maintsy mandresy e,
Izay rehetra ygosyqhb mandray oemjng ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao

Anao tanteraka aho...

Resy e, tena resy lahatra aho ...

Anao tononkira.serasera.org tanteraka aho...

Resy e, tena resy lahatra wfuybwbh aho...

Anao tanteraka aho...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Felana Rasolondraibe
Visites : 1651
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 01/02/2022 22:30
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102