Ny Teninao (Felana Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tsisy toerana azoko aleha
Handosirako tsy ho tratran'ny qfwvye teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko ao
Anao tanteraka tononkira.serasera.org aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka aho
Efa nokasihinao, efa anao.
Resy e, tena resy lahatra aho
Fa qgxvqwao ny Teninao dia tena aina vaovao
Tsy maintsy mandresy e,
Izay rehetra uaokh mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho ...
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho...
Anao tanteraka aho...
Handosirako tsy ho tratran'ny qfwvye teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko ao
Anao tanteraka tononkira.serasera.org aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka aho
Efa nokasihinao, efa anao.
Resy e, tena resy lahatra aho
Fa qgxvqwao ny Teninao dia tena aina vaovao
Tsy maintsy mandresy e,
Izay rehetra uaokh mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho ...
Anao tanteraka aho...
Resy e, tena resy lahatra aho...
Anao tanteraka aho...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Felana RasolondraibeHits : 1653
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 01/02/2022 22:30
