Ny Teninao (Felana Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tsisy toerana azoko aleha
Handosirako tsy ho tratran'ny teninao
Latsaka ao am-poko
Teny tononkira.serasera.org mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko ao

Anao tanteraka aho
Resaho fa janr mihaino aho
Ovao tanteraka aho
Efa nokasihinao, aqgzg efa anao.

Resy e, tena resy lahatra aho
Fa ny Teninao dia tena aina vaovao
Tsy maintsy mandresy e,
Izay rehetra vowb mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao

Anao tanteraka aho...

Resy e, tena resy lahatra aho ...

Anao tanteraka aho...

Resy e, tena resy lahatra aho...

Anao tanteraka aho...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Felana Rasolondraibe
Vangy : 1618
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/02/2022 22:30
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111