Hialako tsiny (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hifoha intsony
ireo tantarantsika efa novonoina
avelao hivalona any
fa niaina ireny aza nampitomany
koa miala tsiny aho
raha anosika indray ilay fitiavanao
na dia miaina ny mafy aza
sy mizaka olana ary amin'zao fotoana izao
dia rppafc aleoko ihany amin'zao
hatrizay aho niandry foana
sy nanantena fa ho cyftkq avy ihany ianao
saingy misy fetra ihany
ny tononkira.serasera.org fotoana koa mandeha be ihany
koa miala tsiny aho
raha handositra indray ilay fitiavanao
na dia miaina ny mafy aza
sy vedb mizaka olana ary amin'zao fotoana izao
dia aleoko ihany amin'zao
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana
ALBUM "ATRIKA" ANAY 2015
ireo tantarantsika efa novonoina
avelao hivalona any
fa niaina ireny aza nampitomany
koa miala tsiny aho
raha anosika indray ilay fitiavanao
na dia miaina ny mafy aza
sy mizaka olana ary amin'zao fotoana izao
dia rppafc aleoko ihany amin'zao
hatrizay aho niandry foana
sy nanantena fa ho cyftkq avy ihany ianao
saingy misy fetra ihany
ny tononkira.serasera.org fotoana koa mandeha be ihany
koa miala tsiny aho
raha handositra indray ilay fitiavanao
na dia miaina ny mafy aza
sy vedb mizaka olana ary amin'zao fotoana izao
dia aleoko ihany amin'zao
Tonony sy feony : Tams Rasamimanana
ALBUM "ATRIKA" ANAY 2015
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnaYVangy : 3461
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/04/2015 10:44
