ANIO AHO HILAZA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho anio Tompo ô! manaiky
Fa hiombom-piainana Aminao
Eto anatrehanao no anaovako bihavawe izao gjzlsbh mnjan voady izao
An-tsitrapo fa tsy noterena
Izao fanekena ataokoizao
Ho tanako ho doria
Izaho Anao Jesoa tia
Réf : Anio aho hilaza
Fa izaho tsy hiala
Aminao Tompo ô!
(‘Lay efa nekeko)
Ianao no nofidiko
Satria tena tiako
Tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao
Tompo ô! mandrakizay
Fa hiombom-piainana Aminao
Eto anatrehanao no anaovako bihavawe izao gjzlsbh mnjan voady izao
An-tsitrapo fa tsy noterena
Izao fanekena ataokoizao
Ho tanako ho doria
Izaho Anao Jesoa tia
Réf : Anio aho hilaza
Fa izaho tsy hiala
Aminao Tompo ô!
(‘Lay efa nekeko)
Ianao no nofidiko
Satria tena tiako
Tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao
Tompo ô! mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 10789
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 09:01
