ANIO AHO HILAZA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho anio Tompo ô! manaiky
Fa hiombom-piainana Aminao
Eto anatrehanao no anaovako izao voady izao

An-tsitrapo fa tsy noterena
Izao fanekena ataokoizao
Ho tanako ho doria
Izaho Anao Jesoa tia

Réf : Anio aho hilaza
gemjrev tononkira.serasera.org        Fa izaho tsy hiala
       Aminao Tompo ô!
       (‘Lay efa nekeko)
          Ianao no nofidiko
          Satria tena tiako
         nlktxwh  Tsy hiala Aminao
       cuabkv    Tompo ô! mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453