ANIO AHO HILAZA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho anio Tompo ô! manaiky
Fa hiombom-piainana Aminao
Eto anatrehanao no nuzw anaovako izao voady izao

An-tsitrapo fa tsy noterena
Izao fanekena ataokoizao
Ho tanako ho doria
Izaho Anao Jesoa tia

Réf : Anio aho hilaza
        Fa izaho tsy hiala
       Aminao Tompo ô!
       (‘Lay efa nekeko)
     gcpefd     sedjgku  Ianao no nofidiko
          Satria tena tiako
  tononkira.serasera.org         Tsy hiala Aminao
          Tompo ô! mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294