Irery (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery,mahatsiaro irery
Anivon’olona maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, maheno feo iva.
Irery cbcao feno sentosento
Hafanana anaty, rakotry ny ando
Miandrandra hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny
Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria ny hitomany
Tsy ymehyblg mitalaho, tsy mitaraina
tsy very toky mbola mivazo.
Irery toa very remby
Masoandro tononkira.serasera.org mody, very fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro zfhar ny akany.
Anivon’olona maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, maheno feo iva.
Irery cbcao feno sentosento
Hafanana anaty, rakotry ny ando
Miandrandra hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny
Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria ny hitomany
Tsy ymehyblg mitalaho, tsy mitaraina
tsy very toky mbola mivazo.
Irery toa very remby
Masoandro tononkira.serasera.org mody, very fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro zfhar ny akany.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Arison VonjyVisites : 4577
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tachianah
Date : 07/11/2005 11:32
