Mitomany (ft Fafah) (RAMPAL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitomany izy tononkira.serasera.org nandalo teo
Nilaza fa efa tofoka
Tsy  handalo any intsony mihitsy
Ny ataonao mahasosotra.
Isaky ny reny mandeha
Ilay feon-kira sovenira
Alahelo be dia be
Mibosesika tsy tantiny.

Tsy hitany intsony izay lalan-kombàna,
Tena very,
Fitia kilalao tsisy hafanana,
Tsy mety.

Ny pcvfpl masony mahita
Ilay sary mariazy
Ny fony mila hitriatra
Ilaozanao  manala azy.
Mivavaka izy avy eo
Mangatam-pamelana
Eto an-tany rahateo
Tsy wpdsik azo ivalozana.

Sitrana ihany ity fo  mitoloko,
Afa-bela,
'Lay raho-nitatao nanjary niova loko,
Nony ela.

Nitomany izy nandalo teo
Nilaza vjaeyq fa efa tofoka
Tsy  handalo any intsony mihitsy
Ny ataonao mahasosotra
Nitomany izy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMPAL
Vangy : 7707
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/02/2015 22:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105