Mitomany (ft Fafah) (RAMPAL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitomany zplygt izy nandalo teo
Nilaza fa efa tofoka
Tsy  handalo any intsony mihitsy
Ny ataonao mahasosotra.
Isaky tononkira.serasera.org ny reny mandeha
Ilay feon-kira sovenira
Alahelo be dia be
Mibosesika tsy tantiny.

Tsy hitany intsony izay lalan-kombàna,
Tena very,
Fitia kilalao qiean tsisy hafanana,
Tsy mety.

Ny masony mahita
Ilay sary mariazy
Ny fony nwzp mila hitriatra
Ilaozanao  manala azy.
Mivavaka izy avy eo
Mangatam-pamelana
Eto an-tany rahateo
Tsy azo ivalozana.

Sitrana ihany ity fo  mitoloko,
Afa-bela,
'Lay raho-nitatao nanjary niova loko,
Nony ela.

Nitomany izy nandalo teo
Nilaza fa efa tofoka
Tsy  handalo any intsony mihitsy
Ny ataonao mahasosotra
Nitomany izy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMPAL
Vangy : 7528
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/02/2015 22:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134