RAMPAL

Nampiditra Nirina
25/01/2003 18:47
Hiran'i RAMPAL 3 Jereo eto
Vangy : 2908
Mpankafy : 0 Ankafizo
RAMPAL na R.Rampal no anarany na koa hoe i PALY (io no fiantsoana azy tao amin'ny tarika TOKO TELO izay mbola misy azy hatramin'izao).Anisan'ny olona fototra niforonan'ny tarika REBIKA izy tamin'ny taona 1989,nandritry ny fotoana naha tao anatin'ny tarika azy dia saika izy daholo no namorona ny hira rehetra .Ny karazan'kira foronony dia ny hira mihira ny FITIAVANA ,izay loha-hevitra iray izay mampalaza manokana ny tarika .Anisan'ny nanandratra ambony ny tarika tokoa izy.Avy eo dia nandeha irery nandritry ny fotoana fohy ary avy eo niaraka tamin'ny TONTON PA ,LUCIEN RANDRIANINA,Na TOKO TELO .Ka nampalaza azy tamin'izay ilay hirany hoe :"TIAKO IZY ".Ny hira tiany indrindra moa dia "RAHA SENDRA "ao anatin'ilay antotan-kira faharoa an'ny tarika REBIKA.

Hevitra momba an'i RAMPAL

Nirina (25/01/2003 23:47)

Hiran'i RAMPAL (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745