Tsy malagasy (Jeanne Naly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy malagasy izany feonkira izany
Kanefa be mpitia sy tononkira.serasera.org mpankasitraka ihany
Ekeko tsotra zao fa samy manana ny ockibwye tiana
Kanefa na dia izany aza ny an'ny tena aza ariana
Tsy terena ianao, tsy vozonana koa
Fa ao anatinao ao
Misy lovasoa tena mamy koa
Dia ny feon-kira tena malagasy
Ka diniho ange fa tantarantsika izany
Fa henonao ny zava-tsoa aterany ao
Tonony erwdmc sy feony : Naly Rakotofiringa bnuig

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jeanne NalyVangy : 2638
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/09/2018 18:34