LANONANA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nafanafana ny lanonana
Nahafa-po ny fiarahana
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Raha ny vazo mbola hisy foana
F’any aoriana indray tononkira.serasera.org isika mihaona
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Fa bkyyc izahay tsy mba hanadino anao
Ny farahanay taminao pzloq xhwbzy }2x
NJILA
Nahafa-po ny fiarahana
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Raha ny vazo mbola hisy foana
F’any aoriana indray tononkira.serasera.org isika mihaona
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Fa bkyyc izahay tsy mba hanadino anao
Ny farahanay taminao pzloq xhwbzy }2x
NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 4640
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 04/08/2003 06:52
