Ladina an-tany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ladina an-tany
Tsihy dia jiafotsy ary koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka maina
Ny mpfh tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana tononkira.serasera.org handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy ygbk fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
dwwjsh
Tsihy dia jiafotsy ary koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka maina
Ny mpfh tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana tononkira.serasera.org handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy ygbk fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
dwwjsh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3297
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:17
