Irery (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery,mahatsiaro irery
Anivon’olona maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, tononkira.serasera.org maheno rybju feo iva.
Irery feno sentosento
Hafanana prpixvue anaty, rakotry ny ando
Miandrandra hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny
Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria ny hitomany
Tsy mitalaho, tsy mitaraina
tsy very toky mbola mivazo.
Irery toa very remby
Masoandro mody, very fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro ny akany. fxxbbrop

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arison VonjyVangy : 4474
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tachianah
Daty : 07/11/2005 11:32