Ririnina (Ikalalila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina
Manjavonjavona
Marain-dririnina

Mangatsiaka
Manerikerika
Alin-dririnina

Mihisàna ary aty
Hifampiankina
Haka hafanana akia
Hifaneritery amoron'afo eto isika

Ireto rahona
Ahiako tsy hisava
Hanjombona ny lanitra

Hiondrikondrika aho
Ho maloka endrika aho, hoy aho
Fa diso maizina ny tany

Iangaviako ary tononkira.serasera.org ianao
Hanakaiky ahy
Hitady hazavana ennsphg izao
Sao hamiratra hanjary ho masoandroko ianao

Na hisy tuhj ranomandry mihitsy aza
Rehefa tsy hety hifoha "Ingahy Masoandro"

Raha izay lohataona qcwvdc baliaka any akia
Tsy atakaloko ririnina raha...
Raha miaraka isika !

Tononkira : Lila Ratoveloniaina
Feony : Lila Ratoveloniaina, Tsiry Ratoveloniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ikalalila
Vangy : 1254
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/07/2024 18:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.016