Hevitra momba an'i Tovo J'Hay

Hiverina amin'ny Tovo J'Hay Hampiditra hevitra
vonjy11 ( 20/09/2006 16:49)
Tovo j'Hay ve! à 90% alo za tsy de tia azy e! Misy tiako ihany ny tononkirany fa ny fomba fihirany sy feonkira tsy dia ankafiziko loatra. Fa gasy milay fôna e! Aza de diso mcharme be lôtra rehfa mihira e!!!!
botakely ( 23/08/2006 12:51)
Lery kosa tena mahay mamorona e. Tsy vitan'izany fa sady mahay mampivoaka tsara ny programmation sy ny arrangement. Fa ny tena milay r'ef lery no mitendry 'rery am' clavier miaraka am'le improvisation m'lay be. Aisy!!!!! ao tsara......
bingo ( 10/08/2006 14:57)
slt daoly!afaka manome parole ve de tovo j'hay no mihira azy?
jary ( 13/07/2006 06:52)
reharehan'ny dago ireny e!tsy hoe mahay mihira fotsiny fa sady mahay mamorona ihany koa ,ireny izao no isany handova ny hairaha'ny Bessa e!
Martichoumimi ( 09/06/2006 12:03)
Jladoreuhh, il chante bien, ces chansons sont cool et waouhhh jarive pas a trouV les mots, mais Jladoreuhhhh, Bizoux à toi!!
rhe ( 30/04/2006 21:21)
mankafy anao izahay ry T.J na d atyn an-tany lavitra aza d rehefa mivoaka aty ivelany d mba lazalazao iany fa zahay lavitry ny paris mba misy hiomanana ok d mahereza
130188 ( 17/04/2006 06:54)
za alo tsy dia mankafy tovo j'hay @lay feony tsita hoe ahoana fa miolakolaka manimba hira izy ndraindray ohatra lay mampiara-pei reny nyazy tsy mivoaka mihitsy
josia ( 18/01/2006 10:01)
milay e, ary hono hoa sao mba misy mahalala le sipa choriste iny ve vola avy any antsirabe, mba valio e, six daholy!!!!!!!!
dupouyfab ( 07/01/2006 16:33)
tovo jhay c'est le top .je l'adore car il chante bien .mais je vVOUDRAIS savoir qui est sa femme c'est tous?
endry ( 30/12/2005 11:48)
zoma 2005
izahay voa maheno le hira dia tonga dia miramirana mihintsiny ny fony malagasy


rambodurfort ( 11/12/2005 17:23)
lova
izaho indray vao maheno ny hiran'i T.J dia mari-koditra tanteraka mihintsy,ka mampirisika azy aho aharitra hatr@ farany.Tsy mijanona mankafy na dia aty an-tany lavitra aty aza.Mankafiza daholo é!
war ( 22/09/2005 15:22)
ilay hirany teny mamy niaraka t@ Tosy iny no tena ankafiziko. tsara be no nanaovan'i Tosy azy. t@ che bel canto io no niseho
robbie ( 23/07/2005 13:25)
nandalo teto nanao fampisehona teto à montpellier izy io.de tinay ny hirany rehetra akafizinay koa izy.sady bogosy.
nyavo ( 19/07/2005 12:24)
Rinah iany é!anisan'ny olona tena mpankafy an'i Tovo Jay za, ary efa vao misy fotsiny hoe misy spectacle de tsy maintsy mande é!na dia examen aza de lasa fona, drindra fa zao zay aty an-tany lavitra aty tena ngomangoma azy mitsy refa mihaino ny hirany fa tena mampitomany draindray, ho an'I Tovo Jay manokana dia tena mety atsoko izy amin'ny mariageko hihiran ny"Te mba ho.."fa tena tiko be mitsy io hira io ary efa zay mitsy no safidiko amin' ny ouverture zany ry Tovo Jay a hi!hi!hi!Dé manao coucou an'i Rova cousineko ao Dago ao za fa zay roa tena samy tia be azy andefasany CD foana za aty refa misy hira vaovao, de mba mangataka an'i Tovo Jay mba ho tonga aty France fa zay efa te hijery mafy mitsy!Zay fa misaotra betsaka ny ekipan'ny serasera de veloma any amin i TOVO JAY bisou mamy be avy aty amin 'i Rinah
Nadjy ( 05/07/2005 10:41)
izao dia mpakafy azy efa elabe mahafinaritra ny hirany ka manala avizahana be mampiheritreritra daholo ny tononkirany; izy koa tsotra be no mahafinaritra be tsara feo mahay mamaron-kira be mihintsy izy
akamatiana ( 13/03/2005 22:34)
salut doly an! za tsy mba mahafantatra akory ny momba an'i Tovo J'hay , fa vo naheno ny feony sy ny tonokirany za de babo tanteraka , loll.Ny ataoko 1 njinja refa tonga any dago de hijery fonafona izay concert ataony na aiza na aiza ,araka ny fahenoko sy ny fahitako ny clipny alou de tena milay mitsy lery e, ary mbola tsisy otranazy ngambany o!Zay alou fa @ manaraka njay e ! de mazotoa manohana sy mankafy an'lery doly a.
azuno ( 06/02/2005 16:11)
tsy d hoe mahalala firy azy fa tena mpankafy,vao nahare ny hirany voalohany aho d tonga d naita fa hankafiziny rehetra izy,nanao concert niaraka t@ambondrona no tena naitako azy voalohany ka tao aorin'zay d nanjary nijery azy foana isakin'ny misy spectacle ataony,maniry ny mba hifandray aminy alalan'ny mail ra misy,misaotra e!
shaik ( 24/12/2004 13:53)
manao ahoana i tovo sy ny mpankafyazy
tsy haiko na mbola tadidinao aho fa isika niara-nianatra tao @ IEC Anosy t@ ireny ianao no efa mpihira fa saingy nihato kely satria t@ taona 1989 na 1988 aho no efa nankafy ny hiranareo fa mbola tao @ groupe MAXI ianao .
Nony nihaona isika dia io no nanontaniko anao voalohany hoe fa aiza i Christophe? Raha tadidinao aho dia tsara satria hatramin'izao aho na efa niteraka aza dia mbola mankafy ny hiranao hatrany TSARA fa TOHIZO e
misaotra
racat ( 08/12/2004 15:56)
mafinaritra be ny nahafantatra fa i Tovo Jay dia lasa nalaza be fanatro fa tsy tadidiny intsony aho t@ zay izy nihira tao @ habakabaka niara @Lova Rakoto. Dia niaraka niaritra ny atsika teo behoririka izahay sy ilay namany izay niaraka tamiko t@ io fotoana io fa tsy mbola tafody.Tadidididiko kely ilay copine ny tovo Jay toa nipetraka tao... tsy tadidiko ilay anarany ilay toerana nipetrahany fa itako tena tia azy io vehivavy io zanaka dokotera mitovy @ koa. Ra tadidiny aloha i Harrys eo anosizato dia mety ho tadidiny iany aho e! Fa tsy izany no tena important fa i tovo jay tonga @ tanjona tena tiany fa fantatro fa niezaka mafy izy vao tonga @ zao toerana izao mbola manome courage azy iany ny tenako fa fantatro fa tokony mbola ho lasa lavitra no izao izy
jamie ( 21/10/2004 22:29)
sady babo no mankafy tanteraka . T@ Tovo J'HAY sy Lova RAKOTO nihira no nanomboka nankafizako azy ary gaga aho fa elaela taty aoriana ndray izy vao nihira indray nefa tsy nampiova ny fitiavako sy fankafizana ny talentany izany .ary ny mahagaga anefa de mihatsara sy mihakanto foana ny zavakatony.Makasitraka sy mankatelina an'i
Ny Eja koa indrindra² fa ianao koa no angady nananana sy vy nahitana bisous be an'i mpakafy an'azy roa ireo
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2809