Comments about Rebika
Back to Rebika Submit a comment
ff (
09/11/2005 14:39)
Mpankafy RBK hatrizay hatrizao ny tenanay fa mba misy soso-kevitra kely mety ahatsara ny tarika: tazony fa tsara ny aingam-panahy, fa eo amin'ny fanaovana clip no ilàna ezaka goavana, izany hoe atao ohatran'ireny any an-dafy ireny fa tsy ilay "tsotsotra" toy ny mahazatra. Mazotoa e!!!

rbkfoana (
24/05/2005 20:19)
"Nandalo" tokoa ny lohatenin'iny hira iny,ary ho hitanao eto izy fa vao nampidiriko vao teo . Koa dia mankafiza finaritra ary .
Ho ela velona ny REBIKA
Ho ela velona ny REBIKA

sweetpastry (
23/05/2005 09:42)
manaona daolo o!
mba saika hanontany kely fotsiny hoe: nijery ny tononkira rehetra aho fa tsy ao ilay hoe NANDALO sa tsy io ny lohateny?
misaotra indrindra
mba saika hanontany kely fotsiny hoe: nijery ny tononkira rehetra aho fa tsy ao ilay hoe NANDALO sa tsy io ny lohateny?
misaotra indrindra

avld (
22/11/2004 13:39)
ity misy zavatra ray ,tena tsara be mihitsy raha toa miverina ao @rebika i TONTON PA sy LUCIEN satria RANIX efa tsy ao ihany ,ka tsy aleo ve resena lahatra ry zalahy fa tena milay be ange izany e,nefa raha toa tsy mety intsony ry zalahy efa niala dia aleo omena courage ry zalahy fa bonne koa ange ny RBK @zao nefa raha miverina ry zalahy vao maika tena MASAKA .Zay no azo ambara fa dia milay e RBK milay foana ary tsy azo adinoina

rbkfoana (
20/10/2004 16:42)
Fiverenan'i Rampal ao amin'ny tarika,izay aloha no vaovao na dia efa elaela ihany aza .
Hita taratra ihany koa fa mihaavo lenta hatrany ny mozikan'ny Rebika,tena miha matotra.Tsy hoe ratsy akory ny taloha,au contraire,ireny no nankafizana sy nahalalana an-dry zalahy ,fa amin'ny sofina tsy miangatra dia vao maika milay ny ankehitriny ary enga anie ka mbola hihatsara hatrany.Manohana foana izahay, mpankafy hatry ny efa ela be,tsy mivadika , ary mirary anareo mba haharitra.
HO ELA VELONA NY REBIKA

leto (
12/01/2004 17:15)
Anisan'ny tarika miangaly ny hiram-pitiavana ny tarika rebika. Azo lazaina fa mpihira manana ny feo mampiavaka manokana azy izy ireo.
Mahafinaritra tokoa raha ny tarika REBIKA satria voafehin'izy ireo tsara ny mozika ataony hatramin'izay ka hatramin'izao;na dia teo aza ny olana nianjady t@ tarika dia tsy mitsahatra mamohaka kanto hatrany izy ireo
.Mankasitraka ny tarika REBIKA hatrany izahay mpankafy .Milay e e !!!
Mahafinaritra tokoa raha ny tarika REBIKA satria voafehin'izy ireo tsara ny mozika ataony hatramin'izay ka hatramin'izao;na dia teo aza ny olana nianjady t@ tarika dia tsy mitsahatra mamohaka kanto hatrany izy ireo
.Mankasitraka ny tarika REBIKA hatrany izahay mpankafy .Milay e e !!!

(
05/11/2002 16:46)
Ireo mpikambana raikitra:
-Nirina
-Noel
-Rivo kely
-Benja
-Hery Tiana
Ireo efa nandalo tao:
Rampal,Lucien Randrianina ,Tonton Pà,Lôla,...
Ireo album efa mivoaka:
-Ento aho-Nofy(vol.1)
-Lahatra(vol.2)
-Tanora milalao(vol.3)
-Hiran'ny fitia(vol.4)
-Miredareda 2000(vol.5)
-Tiako loatra ianao(vol.6)
-Nirina
-Noel
-Rivo kely
-Benja
-Hery Tiana
Ireo efa nandalo tao:
Rampal,Lucien Randrianina ,Tonton Pà,Lôla,...
Ireo album efa mivoaka:
-Ento aho-Nofy(vol.1)
-Lahatra(vol.2)
-Tanora milalao(vol.3)
-Hiran'ny fitia(vol.4)
-Miredareda 2000(vol.5)
-Tiako loatra ianao(vol.6)