Hevitra momba an'i Rebika

Hiverina amin'ny Rebika Hampiditra hevitra
nyA ( 31/03/2007 17:16)
ny @ty taona ty aloha dia tsy mbola azeo antenaina ny fiakarana an-tsehatra
rbkpro ( 20/03/2007 14:19)
salut daholo de mba mangataka ny programme ny tarika REBIKA @ ity taona ity azafady izay mba mahalala tsy hisy fampisehoana ve @ paska na pantecote ohatra
nyA ( 27/01/2007 17:28)
hivoaka tsy ho ela ny hira vaovao sy olona surprise be ho an'ny mpankafy ary ho fanomanana ny fankalazana ny faha 20 taona dia hiangaviana isika mpakafy manana archives ( sary,raki-tsary,raki-peo ary tononkira ) mba handefa izany amin'ny nyaina_rbk@yahoo.fr na hiantso ny laharana 0324366031 fa hisy hetsika hokarakaraina amin'ny herin-taona !
rbkpro ( 15/01/2007 15:02)
Miarahaba ny tarika REBIKA nahatratra ny taona 2007 dia mirary soa sy fahombiazana anareo izahay mpankafy. Enga anie ka ho taona zina hoan'ny tarika REBIKA ity taona 2007 ity de ilay ray ao ambony anie hanome anareo ny vatsy hoetina mamakivaky ity taona diavintsika ity ahafahanareo manome izay tsara indrindra any aminareo ho anay mpankafy.
rbkfoana ( 09/12/2006 14:44)
Efa nohirain-dry zalahy t@ spectacle ihany izy io ka, niaraka t@ dry moa ve, vavaka, lamasinina, ny any tanàna, mifona aho tompoko sns... t@ fotoanan'i fotoanan'i tonton pa
rbkpro ( 04/12/2006 15:54)
misaotra betsaka an'i rbkfoana fa izaho de tena nitady mafy an'ity tononkira FANIRIANA ity tokoa tsy mbola anaty album tokoa izy ity eny na dia t@ fampisehoana ny tarika REBIKA aza toa tsy ao anatin'ny répertoire an-dry zareo mihintsy io hira io nefa de tena maro mpankafia tokoa.Mankahery ny tarika REBIKA de isika mpankafia koa dia miandrandra ny taona 2007 indray izany mba hivoahan'ny tarika REBIKA ao anatin'ny fahanginana
rbkfoana ( 03/12/2006 23:41)
Faniriana : hira nandeha t@ radio tany @ voalohadohan'ny taona 97 tany ho any. Nantenaiko hoe hiditra tao @ vol4 saingy hatr@ izao mbola tsy any anatin'ireo album fito. Mankafiza finaritra e
tokybouba ( 28/11/2006 12:33)
rbkpro a ! f'anga efa tena masaka be ny fiverenan'i Tonton pà, za mantsy mahita an'i Zoky Pà manao cabaret etsy sy eroa sy miaraka @ TAFIPALANA namoka ny CD audio Makafoka koa rebika ve sa mbola mande irery ihany ?
nyA ( 23/11/2006 16:32)
omeko olay mbola tsy mora ianao na ny akoatra izay fa mba omeo ireo tonony tsy nivoaka album aho rha manana ianao na ny namana hafa amin'ity adiresiko ity nyaina_rbk@yahoo.fr
ramah ( 14/11/2006 08:01)
mankahery ny tarika REBIKA hatrany d mba mangata le Mbola tsy mora anareo iny e!
rbkfoana ( 11/11/2006 02:58)
Dia sanatria tokoa ve ... tsy mino aho hoe ho ...
nefa raha toa ...
dia fahatsiarovana mitoetra tsy ho faty mandrakizay aty am-pon'ny mpankafy ny lasa rehetra ...

Rebika hatr@ voalohany ka hatr@ farany
rbkpro ( 17/10/2006 11:28)
Dia iza indray ny manaraka e? Noely;Rivo;Benja ianareo angaha tsy mba hitsapa ny halalin'ny rano koa toy izay efa nataon'ireo rahalahinareo ireo.Satria ve netinety indray ny fiainanao izao de....... hoy ilay tonokira nohiranao iny ry Heritiana de "Hiova Penjy" ianao?Sa kosa de ny fiverenan'ny Tonton Pa mihintsy no tsy dia hankasitrahanao?Eny e! "fa any andro iray izy mbola hody hiverina indray ..........."ao @ tarika REBIKA . Ary sao de ny ataon'iray @nareo telo lahy na ianareo telo lahy mihintsy kosa aza no tsy mahatamana ny namana ao ry "Noely , Rivo , Benja" a! Nefa izaho aloha de mankahery anareo telo lahy ireo e! "Tsy misy miala eo ry akama fa samy tary @ tanàna........" kanefa kosa ry zalahy na inona na inona no antony izany rehetra izany de tsarovy fa izahay mpankafia ihany no lasa sorona @ izay zavatra rehetra miseho ao. Izahay moa efa tafalatsaka ka de tsy afaka hankaiza intsony mbola hafa ihany mantsy izany hoe REBIKA izany. Eh! niangaran'ny nahary @ zava-boary tokoa angamba? Izay ary no izy fa dia miala tsiny @ izay mety ho tohina @ ireo teniko ireo fa tora-po ny ahy iny fa de mirary soa hoan'ny Tarika REBIKA .Manaova ry zalahy fampisehoana matetika fa betsaka ny mpankafia tsy mahafoy ny tarika REBIKA
nyA ( 15/09/2006 12:24)
tsy dia natao nahoraka be ny fiverenany fa natao surprise ho an'ireoi izay teny Antsonjombe tamin'ny marainan'io paska io ary tsy mbola misy aloha hatreto ny hira vaovao na navaozina niarahan'izy ireo.Mikasika an'i NIKS indray dia hoavy tsy ho ela izy araka ny voalazany ao amin'ny site-ny tarika ( www.rebika.ht.st ).
rbkpro ( 14/09/2006 11:06)
nyA efa ofisialy ve izany izao fa niverina tanteraka ao @ tarika REBIKA i TONTON PA ary ho hita ao @ tarika foana @izay na fampisehoana io na clip dia efa misy ve ny hira vaovao na taloha nohavaozina niarahan'ny REBIKA t@ TONTON PA de mirary soa hoan'ny tarika REBIKA fa vaovao mahafaly hoan'ny mpankafy raha toa ka tafaverina soamantsara ao @ tarika i TONTON PA de manantena ny fiverenana antsehatra goavana sy mankadiry ary indrindra ny fiarahana feno eo @ tarika de manantena ny hahatongavan'ny NIRINA koa @ izay fampisehoana izay
nyA ( 12/09/2006 18:28)
salut rbk prod !
tany Antongona no nanao fampisehoana ny tarika tamin'io paska io ary nanomboka tamin'io koa dia efa niaraka tamin'ny tarika indray i RAKOTO Patrick.
*eo ambany eo ny adiresiko raha hifandray amiko ianao.
tsyhoela ( 09/09/2006 20:36)
Miandry vaovao avy amin'ny tarika rbk ny tenanay.Tsy miala eo ry zareo a!
rbkpro ( 07/09/2006 16:59)
fa hono wa e? toa tsy nanao fampisehoana ny tarika REBIKA ny alatsinainy na ny alahadin'ny PASKA lasa teo e? eo eo foana mantsy ny fampisehoany eto andrenivohitra ny enim-bolana voalohany ary naheno siosion-dresaka koa aho hoe ny tarika REBIKA no tokony hanao fampisehoana ny alatsinain'ny paska teo tao antsahamanitra kanefa tsy nisy izany fampisehoana izany nefa io andro io tao antsahamanitra tsy nisy nanao fampisehoana manamafy ilay siosion-dresaka io.Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny ny ahy fa mirary soa hoan'ny TARIKA REBIKA de courage foana fa eto izahay mpankafia vonona ny hanoana ny tarika de mba hamorony ilay hiran'ny fitia nampalazanareo ireny foana e.De manantena ny hifankahita indray ny faran'ny volana Octobre na ny voalohandohan'ny Novembre izahay eto tana satria araka ny mahazatra mantsy dia eo indray ny fampisehoana goavana @ enim-bolana faharoa.Raha misy ihany no mbola azo hifanarahana de miverena ry TONTON PA fa mila anao izahay mpankafia sy ny TARIKA REBIKA iray manontolo
nyA ( 02/09/2006 18:01)
mba manorata ry rbkfoana fa elaela ianao izay tsy nanoratra t@ mailako
tsyhoela ( 20/08/2006 16:06)
ankasitrahako ny hevitr'i tokybouba hoe:REBIKA no artista afaka mandimby an'ny mahaleo raha miverina i Tonton Pà sy Lucien R. mankahery ny tarika ary miandry ny vaovao avy aminareo na dia aty ivelany aza ny tenako.ho avy tsy ho ela
rbkfoana ( 14/08/2006 12:26)
Mampahery ny tarika sy ny mpankafy rehetra. Isika "...tsy resin'ny taona" fa "mamiratra foana".

Mankafy REBIKA hatr@ farany
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3359