Comments about Rebika
Back to Rebika Submit a comment
tsyhoela (
20/08/2006 16:06)
ankasitrahako ny hevitr'i tokybouba hoe:REBIKA no artista afaka mandimby an'ny mahaleo raha miverina i Tonton Pà sy Lucien R. mankahery ny tarika ary miandry ny vaovao avy aminareo na dia aty ivelany aza ny tenako.ho avy tsy ho ela

rbkfoana (
14/08/2006 12:26)
Mampahery ny tarika sy ny mpankafy rehetra. Isika "...tsy resin'ny taona" fa "mamiratra foana".
Mankafy REBIKA hatr@ farany
Mankafy REBIKA hatr@ farany

tokybouba (
12/08/2006 11:41)
Manantena ny fiverenan'ny tarika REBIKA indray izahay mpakafy ka rahoviana ianareo no hanao Fampisehoana grand complet amin'ity taona ity, efa naheno t@ onjam-peo izahay fa efa misy hira eo @ 30 mahery any vaovao ka miandry ny ivoahan'ny hira sy ny fampisehoana izahay, mivavaka ho an'ny tarika REBIKA izaho

tokybouba (
12/08/2006 11:37)
Amiko, ny tarika REBIKA no tokony handimby ny tarika MAHALEO raha miverina i Tonton Pà, Lucien RANDRIANINA

mamiy (
06/08/2006 15:15)
rovina nareo no mande aty m/ga mba manao fampisehona.zay fa OK bay

nyA (
24/07/2006 16:17)
aza manahy fa mbola ho avy izy fa tsy sanatria nisitaka akory

nyA (
24/07/2006 06:01)
avy @ nyA
nyaina@netcourrier.com
nyaina@netcourrier.com

haj2andri (
21/07/2006 08:39)
lasa aiza RANIX?

haj2andri (
21/07/2006 08:32)
aleo ranga tsy atao commercial le vazo fa tonga de atao anile tsy lefy laza toy ny taloha ireny a!

rbkpro (
20/07/2006 05:40)
tsy mandeha ilay adiresy email anao ry nyA tsy misy adiresy hafa ve ankoatra ilay fizarami@yahoo.fr

nyA (
15/07/2006 14:31)
izay te hahala bebe kokoa ny momban'ny tarika na koa hiditra RBK Fans dia manorata amin'ny fizarami@yahoo.fr.
Ny vaovao farany dia ny fanavaozana ilay hira hoe ZAHAY MIANAKA izay efa mandeha amin'ny onja-peo eto TANA
Ny vaovao farany dia ny fanavaozana ilay hira hoe ZAHAY MIANAKA izay efa mandeha amin'ny onja-peo eto TANA

rbkpro (
13/07/2006 11:49)
somary taraiky kely aho fa raha ny hevitro momba ny tarika rebika dia izao tsy azo atao atom-piveloman'ny tarika ny ao @ tarika REBIKA fa fitiavana ny hanome fahafampo ho an'ny mpankafia fa raha izay no tanteraka dia hiroboro ny fitiavan'ny olona ny tarika REBIKA.Ho ela velona anie ny tarika REBIKA avy @ mpankafia 100% tsy mbola niova omaly sy ampitso ary ho mandrakizay

gashy (
03/05/2006 07:43)
Hatramin'izao aloha de mbola tsy ofisialy ny fiverenan'ilery fa na izany na tsy izany de izay no hirarina.Sao de mba misy manana ny tononkiran'ilay 17juillet iny aloha e?

rbkfoana (
28/04/2006 21:09)
Fiverenan'i Rakoto Patrick na Tonton Pà ao @ tarika. Izay no vaovao vao hitako t@ gazety. Zavatra tsara dia tsara izany. Manantena ny hiverenan'ny tarika hanapoaka be indray.
Ho ela velona ny REBIKA
Ho ela velona ny REBIKA

RADOUXE (
06/04/2006 16:19)
So d mba misy mahay le "Patsa tsy omby vavay" e mba apidiro kely azafady fa mba reveko ko iny e

RADOUXE (
06/04/2006 16:16)
Ay kosa kay tsy zay rery no mpakafy ato ko asio le "ny hiranay "sy "Aiza ianao malala "kely ary alou eeee milay b daoly e d mankasitraka ,d mazoto atrany ry zalah am retraretra sur e

mimitiana (
01/01/2006 16:54)
tarika nahafinaritra loatra izy io, saingy indrisy fa nisaraka daholo ny mpikambana tao aminy @zao fotoana izao, ka maninina moa raha averina nndray ireny taloha ireny!!! nofy ihany angamba izany...nefa...

tokybouba (
19/12/2005 08:55)
Iza efa atsy ny ela no tia ny tarika rebika. Ka ny ahy ny soso-kevitra omeko dia tsotra ihany. Ale miverina ao @ tarika Rebika i Tonton pa fa tena tsy misy ohatran'iny bandy iny raha ihira sy hamoron-kira no sady mahay manentana rehefa eny ambony sehatra ka ny ahy ny teniko dia izao izaho tia rebika sy toko 3 na taloha na ankehitriny. Ka amin'izao efa somary mihen-danja izao an tsy aleo ve averina i tonton pa fa tena masaka io raha leiry no miverina ao e ! tsy hoe manambany ny sasany aho fa hafa ihany razoky. Izay fa iza mankafy rebika foana e !

NiainaJ (
13/12/2005 09:25)
Raha toa ka miverina miaraka ireo mpikambana hatrizay dia tena miverina indray ilay fitiavako azy.
Ny antony mantsy efa zatra mihaino feo ampy ny tenako hatrizay ka banga be ny feo ankehitriny.
Farany aleo rehefa mamoron-kira dia atao toy ny taloha ihany fa tsy ireny hira ratsy be ireny.
Misaotra tompoko.
Ny antony mantsy efa zatra mihaino feo ampy ny tenako hatrizay ka banga be ny feo ankehitriny.
Farany aleo rehefa mamoron-kira dia atao toy ny taloha ihany fa tsy ireny hira ratsy be ireny.
Misaotra tompoko.

jass (
17/11/2005 10:29)
manaona o
izahay manohana ny tarika foana e !
fa izao asaivo miverina i patrick fa raha miverina i pa tonga dia tafa ny tarika izay aloha no azo ambara e !
mankasitraka ny rebika foana e
izahay manohana ny tarika foana e !
fa izao asaivo miverina i patrick fa raha miverina i pa tonga dia tafa ny tarika izay aloha no azo ambara e !
mankasitraka ny rebika foana e