Hevitra momba an'i Rebika

Hiverina amin'ny Rebika Hampiditra hevitra
henuka ( 13/08/2019 09:32)
izaho aloha dia tena mankafy rebika e, tohizo hatrany zalahy a
rurale ( 16/06/2009 13:45)
Tsara ry zalahy fa tohizo hatr@ farany fa aza ravàna ntsony a! fa 'zay mivady tena mankafy ary manana groupe kely couple couple zay zahay samy efa nitoko 2 avy, tia sy mankafy na de tsy fantatrareo aza anareo daholo, ka mijery foana na aiza na aiza misy REBIKA. Fa fotsiny somary malaina kely zay ra vô ts'isy Nicks le revy.
ff ( 02/12/2008 08:51)
Slt daolo! mba mangataka ny tonon'ilay hira oe: Aiza ianao malala! ho an'izay mahay e! Msaotra o!
YASHN ( 30/10/2008 10:52)
ary sao misy site manokana ahazoana anareo ary e
YASHN ( 30/10/2008 10:45)
Mba tiany izao rah toa averina any anaty CD audio ireo hiran RBK hatram zay ka hatram zao dia lay feo original iny mitsy an
iaboba ( 22/04/2008 12:51)
de miandry ny mpankafy ry rebika, enga anie mba tsy ho azontsampona indray ny mpikambana sasany refa tonga ny fotoana
rbkpro ( 16/01/2008 14:55)
Tratry ny taona 2008 daholo e! de miarahaba manokana ny tarika rebika nahatratra ny faha 20taona niorenana. Aiza daholo isika mpankafia rehetra toa malaindaina daholo e! Mifalia fa taona natokana hoantsika mpankafia ity taona 2008 ity. Manantena fampisehoana maromaro isika @ ity taona ity taorian'izay 2taona nanginanan'ny tarika REBIKA izay. Mety anao ahoana re ny tohin'ny tarika REBIKA ao aorian'izao fankalazana ny faha 20taonan'ny tarika izao e? Hisy fitambarana vaovao indray ve tao aorian'ireny fisarahana ireny ? de mety we iza avy no hijanona ao @ tarika? Misokatra ny fifanankaloza-kevitra hoantsika mpankafia rehetra e! de manantena fandraisana anjara hoantsika rehetra
nyA ( 17/09/2007 16:17)
efa nivondrona tokoa ny tarika saingy i Lôla aloha dia tsy anisany hatreto,ny momba an'i Nicks indray dia tsy afaka miaraka @ tarika raha tsy @fampisehoana noho izy tsy monina eto an-toerana.Efa nivoaka any ny hira vaovao VAHINY sy HO AVY ka misy ny feon-dry NOELY,LUCIEN,RIVO,PATRICK,RAMPAL fa i HERY TIANA koasa dia mbola tsy ao anatiny aloha noho ny antony manokana.Ny resaka fampisehoana aloha dia ny @taona ho avy no tena azo antoka fa ny @ty dia mbola fampahafatarana ny hira vaovao sy fanomanana ny 20émes no tena mibahana.
Noho izany raha te hijery spectale misy loko RBK dia @ 21/10/07 ny fotoana miaraka @ HERY TIANA ao Antsahamanitra sy 28/10/07 any Antsirabe.
rbkpro ( 17/09/2007 08:46)
iza daholo io ilay we niverina io? tafiditra ao anatiny ve lucien randrianina? mino aho fa tsy ao koa i lôla aloha e! de oviana no hanao fampisehoana ny tarika REBIKA? de eto Tana ville ve? mba hizarao vaovao @ izay mahalala e?
jass ( 03/09/2007 21:20)
efa niverina daholo ny tarika e! afatsy Nicks sisa misy spectacle 2 @ volana novembre sa octobre izy zay tsy de tadidiko !
nyA ( 29/05/2007 17:02)
efa misokatra koa ny resadresaka ho an'izay mankafy an'i Hery Tiana
jass ( 08/05/2007 12:09)
mba hilazao vaovao tena matotra izahay rehefa poinsa leizy e! d za vonona ny hikarakara raha toa ka ilaina ity ny adress mail rhedhona@hotmail.com ok!
nyA ( 05/05/2007 11:50)
@ taona 2008 le izy fa ny daty hanaovana azy no mbola hifandinihan'ny mpikambana sy ny mpikarakara izay tsy iza fa isika mpankafy ihany.Koa mba mangataka anareo mpankafy izay vonona ny hanampy @ fanomanana io hetsika io izahay satria dia roa ihany aloha hatreto nefa folo farafaharatsiny no ilaina,koa raha misy ny liana @zany dia afaka miantso ahy @ nomeraoko izay efa misoratra ao ambany.Ny hahatongavan'ny Nicks aloha dia mbola tsy nanome daty izy fa tsy maintsy ho henonareo eny ihany.
rbkpro ( 04/05/2007 15:28)
oviana izany vente exposition ao @ rarihasina izany?
jass ( 30/04/2007 10:33)
Misaotra e! fa mba hilazao vaovao izahay rah misy e! ohatra hoe ! rahovina zany vao mety poinsa ny hira vaovao na ny hahatongavan'i Nicks
nyA ( 28/04/2007 17:07)
hatreto aloha dia ho avy izy fa ny fiovana farany no tsy hay
jass ( 21/04/2007 11:38)
Ary i Niicks Ve ho avy eto sa ahoana ilay hetsika @ herin-taona 20eme io toa mbola tsy misy vaovao mihintsy e! mba hilazao r'angah zay ah!
nyA ( 20/04/2007 18:00)
eo an-dàlanam-piketrehana ny hanaovana vente exposition ao @ rarihasina izahay zao izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 20 taona ka mangataka anao mba ho anisany mpikarakara raha tsy manahirana.ny momba an'i hery tiana indray dia tsy misy olana satria tsy niala ao @ tarika akory izy ary mùarihiko eto fa i lucien sy lola sisa no tsy ao anatin'ny tarika
nyA ( 20/04/2007 17:59)
eo an-dàlanam-piketrehana ny hanaovana vente exposition ao @ rarihasina izahay zao izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 20 taona ka mangataka anao mba ho anisany mpikarakara raha tsy manahirana.ny momba an'i hery tiana indray dia tsy misy olana satria tsy niala ao @ tarika akory izy ary mùarihiko eto fa i lucien sy lola sisa no tsy ao anatin'ny tarika
jass ( 16/04/2007 11:26)
Efa poinsa v ilay 20 taona @herin-taona sa ahoana toa otra'ny mangina b ko! ra heritiana aza toa mbola mivazo irery ! mba valio ze mahita vaovao e!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4884