Mandehana mahitsy (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:

Manomboky androany mandihana mahitsy anao
Apetray agnaby e ratsy izay fatao
Vahoro mafy i Kristy Jesosy
Ka miala aminazy eky anao havako ô

1/ Tadidio fa mandalo evao ity fiaignatsika ty
Fa e tena fiaigna da ao amy Kristy
Ka maniasiha eky anao hoe andeha akavia na akavana
Fa i Jesosy e làla ahitanao hasambara

2/ Amizao tontolo izao etoa e ahitanareo fahoria
Fa agny andagnitry agny e, tsy ho lany ritry gne fifalia
Nefa tsy misy mandeha agny ame Ray ra tsy ame alalany
Ka ra ta ho *vôvonjy (*na avotry evakoa) anao, mahadignasa hatram'e farany


Efa hitako gne lala tsara ka hizorako
Azoko gne famonje ka ho tanako
Ka anao koa ka madehandeha ame mpomasy, ame mpisikidy,
Mandiana ami jesosy fa ami Jesosy evao e lala ahitanao hasambara havako ô



Bridge:
(Mandihana mahitsy anao)
Ka maniasiha mandeha ame làla hafa e
(Mandihana mahitsy anao)
Agny amy Jesosy e làla ra ta ho tafa e
(Mandihana mahitsy anao)
Ka magneky ahotakotak'e satana
(Mandihana mahitsy anao)
Amy Jesosy raiky evao e làla ombaha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)
Vangy : 139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AlphaTokiniaina
Daty : 18/06/2024 20:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073