Comments about DOC HOLLIDAY

Back to DOC HOLLIDAY Submit a comment
mousta ( 09/03/2006 07:05)
mba andefaso reo hiran' ny doc holiday taloha ry TVM a! 'zafady tompoko o!
tafa ( 01/12/2005 12:07)
Isan'ny mpankafy ny tarika. Mba handramo ny mihaino kely fotsiny ny sangan'asany fa ho hitanao fa raitra tokoa ny kanto atolony na eo amin'ny fandrindrana ny mozika foroniny izany na eo amin'ny feony.
rixes ( 26/02/2004 05:26)
Ny tarika Doc Holiday dia azo atao hoe isany nanomboka ny mozika Rock voalohany teto amin'i tanana , satria efa nanomboka tany amin'ny taona 80 tany izy no efa nilalao io mozika Rock io , raha ny fijery ny karazana hira nafantarana azy indray dia Rock mifangaro hira avy any antsimo , ny mampalahelo dia betsaka ireo hirany taloha ao amin'ny TVM nefa tsy de misy mandefa intsony ?
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3515