Bandin'Ambohimiadana.

Hampiditra sary Nampiditra DaheryJunior
23/02/2026 19:34
Hiran'i Bandin'Ambohimiadana. 5 Jereo eto
Vangy : 130
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Fikambanana tovolahy mpandeha manao adidy amin'ny fahoriana(mpiandry faty) any amin'ny Distrikan'Andramasina
Efa manana hiran'izy ireo manokana, manana hirana-mpanakanto eto madagasikara izay somary miova kely ny ampahany amin'ny tonony(cover)
ary efa miezaka manao raki-peo

raha fintinina dia mpisôva any Ambohimiadana-Andramasina any izy ireo

Hevitra momba an'i Bandin'Ambohimiadana.

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Bandin'Ambohimiadana. (5)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0883