Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voninavoko
VONINAVOKO PS : C ny tonalité , 4 temps , miadankadana (moderato) ny fitendry azy C C7 F Maro ny roy fa tsy tambo isaina ny vony ao an-tsaha D7 G Ny isany mantsy tsy takatra an-tsaina fa maro mpizaha C C7 F Raha toa tanisaina isan-toko izy ireny dia be samihafa C G7 C Miavaka anefa ilay Voninavoko izay tiako hitafa C C7 F Ao irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady Dm G Na verovenina na violety mijoro toa kiady C F Ireo mafikely sy ireo dalia samy manana loko (mana-doko) C G7 C Fa tiako loatra ary koa tia ahy ilay voninavoko C C7 F Ny beldezoro dia tsy azoko afenina fa tena ambony D G Ary manalasala ny fiandry lavenona mody tsy mony C C7 F Mpanjakan'ny hazo ireo telomiova fa toa hafa foko (hafa foko) C G7 C Tokana kosa ilay tena tsy miova dia voninavoko C C7 F Ao irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady Dm G Na verovenina na violety mijoro toa kiady C F Ireo mafikely sy ireo dalia samy manana loko (mana-doko) C G C Fa tiako loatra ary koa tia ahy ilay voninavoko C C7 F Ireo voninkazo voalazako teo sy ireo sisa rehetra D G Raha maintany dia miova ny vony sy ny hery rehetra C C7 F Fa tokana kosa sy mahaleotena na dia valambalana C G C Ilay voninkazo iray tena kanto eny an-tanimalalaka C C7 F Ao irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady Dm G Na verovenina na violety mijoro toa kiady C F Ireo mafikely sy ireo dalia samy manana loko (mana-doko) C G C Fa tiako loatra ary koa tia ahy ilay voninavoko VONINAVOKO
