VUS- GROUPE

Nampiditra zafitompo
08/06/2026 11:33
Hiran'i VUS- GROUPE 2 Jereo eto
Vangy : 169
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

VUS-GROUPE (Vive l’Union et la Solidarité) dia groupe chorale évangélique niforona tamin’ny Jolay 2024 tao amin’ny FPMM Andaboly Betela (Toliara I).

Ny tanjon’ny groupe dia ny fitoriana ny Filazantsara amin’ny alalan’ny hira, ny fampiroboroboana ny fifankatiavana sy ny fahamarinana, ny fampanjakana ny rariny sy ny hitsiny ary fanoroana ireo diso lalana, ary ny fifanampiana eo amin’ny samy kristianina.

Hevitra momba an'i VUS- GROUPE

zafitompo (17/06/2026 06:03)
A/C Fr Elisa (FPMM Andaboly Betela- Toliara I)

Hiran'i VUS- GROUPE (2)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0093