Mirehareha (VUS- GROUPE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Falifaly rahay Baba
    Falifaly rahay Neny
    Fa mana gnan’i Jesosy
    Andraranginay (Mahere) ×2

    Ref
    Mirehareha, mirehareha
    Mirehareha rahay
    Fa mana gnanao
    (Jesosy e! Hazomanganay) ×2

2- Tsy nisy naharesy gny devoly e!
    Tsy nisy naharesy gny fahafatesa
    Tsy nisy nampiaiky gny rano
    Tsy nisy nampiaiky gny rivotse
    Fa iha raiky avao, Jesosy
    Andraranginay (Mahere) ×2

3- Ka dra ino gny rala bisy
    Rahay tsy hlala aminao Jesosy e!
    Andraranginay (Mahere) ×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VUS- GROUPE
Vangy : 7
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zafitompo
Daty : 17/06/2026 04:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284