VUS- GROUPE
All photos...
Submitted by zafitompo 08/06/2026 11:33
VUS- GROUPE's song 2 Click here
Hits : 168
Likes : 0 Like
More info
VUS-GROUPE (Vive l’Union et la Solidarité) dia groupe chorale évangélique niforona tamin’ny Jolay 2024 tao amin’ny FPMM Andaboly Betela (Toliara I).Ny tanjon’ny groupe dia ny fitoriana ny Filazantsara amin’ny alalan’ny hira, ny fampiroboroboana ny fifankatiavana sy ny fahamarinana, ny fampanjakana ny rariny sy ny hitsiny ary fanoroana ireo diso lalana, ary ny fifanampiana eo amin’ny samy kristianina.
Comments about VUS- GROUPE
zafitompo (17/06/2026 06:03)
A/C Fr Elisa (FPMM Andaboly Betela- Toliara I)
