T.A.G (TIANA ARIS GUY)
Hampiditra sary Nampiditra lie
04/04/2005 08:35
Hiran'i T.A.G (TIANA ARIS GUY) 3 Jereo eto
Vangy : 1882
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy
Ny tarika T.A.G dia mihira ara-pilazantsara. Tiana Aris Guy no anaran'ny mpamoron-kira sy ny feony.Ny zanany no mihira ao anatin'izany.
Mbola vao enim-bolana izao no nitsanganany, kanefa efa nandray anjara tamin'ny firaisana ireo mpanakanto ara-pilazantsara maro tao amin'ny Palais des sports momba ny fanentanana ny fanampiana tany atsimo.Efa nandray anjara amin'ny asa fidiram-bolan'ny fiangonana koa ary mbola manohy hatrany ny asa izay iantsoana azy.
Ny raki-kira dia mbola tsy misy nefa kosa efa manana hira maro fa ny fanatontosàna azy no mbola eo am-pikasàna.
Hevitra momba an'i T.A.G (TIANA ARIS GUY)
lie (04/04/2005 12:35)
Ny tarika T.A.G dia mihira ara-pilazantsara. Tiana Aris Guy no anaran'ny mpamoron-kira sy ny feony.
Ny zanany no mihira ao anatin'izany.