Commentaires sur T.A.G (TIANA ARIS GUY)

Revenir à T.A.G (TIANA ARIS GUY) Ajouter un commentaire
lie ( 04/04/2005 12:35)
Ny tarika T.A.G dia mihira ara-pilazantsara. Tiana Aris Guy no anaran'ny mpamoron-kira sy ny feony.
Ny zanany no mihira ao anatin'izany.

Mbola vao enim-bolana izao no nitsanganany, kanefa efa nandray anjara tamin'ny firaisana ireo mpanakanto ara-pilazantsara maro tao amin'ny Palais des sports momba ny fanentanana ny fanampiana tany atsimo.Efa nandray anjara amin'ny asa fidiram-bolan'ny fiangonana koa ary mbola manohy hatrany ny asa izay iantsoana azy.

Ny raki-kira dia mbola tsy misy nefa kosa efa manana hira maro fa ny fanatontosàna azy no mbola eo am-pikasàna.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829