SAMBATRA (T.A.G (TIANA ARIS GUY))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMBATRA

SAMBATR’AHO JESO bidmamq MANANA ANAO, MPANJAKAKO
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, FIANTSAMPAZAKO
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, MPAMONJIKO
RAHA MISY axspwf NY tononkira.serasera.org MANJO AMIN’NY ANDRO TSY AMPOIZIKO

FA TOMPO MPIARO IANAO
RY JESO TOKIKO
KOA N’AIZA N’AIZA NO ALEHAKO IZAO
TSY MISY ATAHORAKO
FA MPANAFAKA IANAO
NY xnhifiv OTAKO VOAVELA TOKOA
NY FOKO NIOVA HO VAOVAO
SAMBATR’AHO RY JESO SOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : T.A.G (TIANA ARIS GUY)
Vangy : 2904
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VOAHARY
Daty : 07/04/2005 03:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031