Stan
All photos...
Submitted by hagamamytahiana2023 28/07/2025 05:21
Stan's song 1 Click here
Hits : 179
Likes : 0 Like
More info
TARATRANJARA Harivelo Stan no anarany feno, izy dia mipetraka any Toamasina saingy mandalo matetika eto Antananarivo. Izy dia mpifaninana nivoaka tao anatin'ny fifaninanana "Pazzapa" andiany fahatelo na ny "Pazzapa 3" tamin'ny taona 2005 ary nanambady an'i RANDRIAMAMPIONONA Nanah izy tamin'ny taona 2008.Ny hira nahafantarana azy dia mitondra ny lohateny hoe "Fa hiverina indray".
Comments about Stan
No comment found
