Stan

Envoyé par hagamamytahiana2023
28/07/2025 05:21
Les chansons de Stan 1 Cliquer ici
Visites : 195
Préférés : 0 J'aime

Plus d'info

TARATRANJARA Harivelo Stan no anarany feno, izy dia mipetraka any Toamasina saingy mandalo matetika eto Antananarivo. Izy dia mpifaninana nivoaka tao anatin'ny fifaninanana "Pazzapa" andiany fahatelo na ny "Pazzapa 3" tamin'ny taona 2005 ary nanambady an'i RANDRIAMAMPIONONA Nanah izy tamin'ny taona 2008.
Ny hira nahafantarana azy dia mitondra ny lohateny hoe "Fa hiverina indray".

Commentaires sur Stan

Aucun commentaire

Les chansons de Stan (1)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2094